|
|
|
|

Teny iditra1  voro-kitsay
Singan-teny  2  vorotra, kitsay
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tapa-damba tonta sady maloto no rovitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] tattered clothing
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] haillons
Ohatra  7  Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra? [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07