Teny iditra voromahery
Singan-teny vorona ; mahery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any an-tany hafa ka mahazaka zanak' omby na zanak' ondry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An eagle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aigle, épervier royal [1.54]
 Aigle [1.8]
Voambolana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra voromahery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mpitondra ny many [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03