Teny iditra | vorombato | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de tiercelet [1.54] | ||
Anarana siantifika | Glareola ocularis | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Tovy hevitra | viko-viko | ||
Teny fotony | vorona, vato | ||
Anaram-biby |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02 |
![]() |