|
|
|
|

Teny iditra1  vosobosotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny!
Famazivaziana, hanihany, haraby
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#790] a joke, a jest
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#862] [duplicatif diminitif]
Ohatra  6  [2.314#] Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa
Fototeny  7  vosotra
Tovy hevitra  8  vosotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11