|
|
|
|

Teny iditra 1  vosotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mbaolona tia vosotra koa Rangahy iny!
15 Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a joke, a jest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 plaisanterie, raillerie [1.8]
Tovy hevitra  18 vosobosotra
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe vosotra
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22