Teny iditra | vosobosotra (vosotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga:
Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny! Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A joke, a jest [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif diminitif] [1.3] | |
Ohatra | Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa
[2.314] | |
Tovy hevitra | vosotra | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/06/04 |
![]() |