|
|
|
|

Teny iditra 1  votoaty
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny
6 Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. [1.1]
Ohatra  7  Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. [2.4#27]
Voambolana  8  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  9 votiaty
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe votoaty
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22