Teny iditra | 1 votoatiny |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe votoaty |
Fanazavàna teny anglisy |
3 the pith of a plant 4 the gist of the matter [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 moelle des plantes 6 l'essentiel d'un discours [1.8] |
Ohatra |
7 lavina aza fa voasaina tokoa ny votoatiny. [4.27#2011/05/30] 8 Nitomany nanala ny lohany i Voahirana, rehefa nahalala hatramin'ny votoatiny ny tena marina. [2.895#196] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |