|
|
|
|

Teny iditra 1  votsa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 [Bara] miadam-panao zavatra [1.78]
7 [vôtsa] [Bezanozano] milasilasy, miadana [1.78]
8 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity
9 Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana
10 Miadana: Votsa fandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 clumsy, clownish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 lent, lourd [1.3, 1.8]
13 lambin [1.3]
14 malhabile, maladroit [1.8]
Ohatra  15  Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; [2.59#203]
Tovy hevitra  16 votsavotsa
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe votsa
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22