|
|
|
|

Teny iditra 1  votsorana
Fototeny  2 votsotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vahana, boràhina: Novotsorany ilay tady tao
9 Afahana amin' ny gadra na ny fanandevozana: Mpigadra maro no novotsorana tamin' ny fetin' ny Fahaleovantena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be released; to be emancipated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on laisse s'échapper, qu'on libère [1.8]

Fivaditsoratra  12 voantsora, votsorana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20