Teny iditra (1/2) | 1 vovonana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rafi-kazo mandry eo an-tampon' ny trano, izay ipetrahan' ireo lohatrano amin' ny an-daniny roa. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a ridgepole, a ridge covering |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] faîtage, faîtière |
Ohatra |
6 Hanarona trano vaky tafo vovonana hianao; [2.346#18] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny vovonana io |
Teny iditra (2/2) | 15 vovonana |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.196] (de vovonana : poutre faîtière ; allusion au principal usage du bois). Réf. Boiteau 2107. Euphorbiacée : arbre à petits fruits rouges à maturité, très appréciés des Lémuriens et des enfants. [Bara]
|
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 19 avonavon, navovona, vañovona, vovonana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |