Teny iditra | 1 zafindraony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fifandraisana: (amin' ny ankapobeny) 4 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan-javatra tompon-tany nampifangaroina tamin' ny karazana vahiny ka nahatonga karazana hafa eo anelanelany: akoholahy zafindraony. / Hira zafindraony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a crossbreed (of people, animals, birds) 7 Malagasy style religious music [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 personne ou animal de race croisée 9 musique religieuse malgache composée d'éléments divers [1.8] |
Mpanahaka | 10 Kinto, kiry, sary, safiotra, metisy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |