|
|
|
|

Teny iditra 1  zairina
Fototeny  2 zaitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko
9 Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be sewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on coud [1.8]
Ohatra  12  Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472#20]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 rainazy, zairina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21