|
|
|
|

Teny iditra 1  zakaina
Fototeny  2 zaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany
9 Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo
10 Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be endured [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on supporte [1.8]

Fivaditsoratra  13 izakana, 14 kaziana, zakaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20