Teny iditra zana-baratra
Singan-teny zana- (zanaka) ; varatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05