|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  varatra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 thunder; a thunderbolt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 foudre, tonnerre [1.8]
Voambolana  8  Haitoetrandro
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 31 misy ny teny how varatra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  varatra
Sokajin-teny  12  anarana
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  15 fotaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21