|
|
|
|

Teny iditra1  zana-javatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona tsara tarehy voateny amin' ny angano (fiteny nitarina tatỳ aoriana ilazana zazavavy tsara tarehy fatratra)
Singan-teny  4  zanaka, zavatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07