| Teny iditra | 1 zanakalahy |
| Singan-teny | 2 zanaka, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 ny tany hataoko hoatra ny misaona zanakalahy tokana
[2.996#]
8 -- Ahoana no andikana amin' teny anglisy ny hoe zanakalahy sy zanakavavy? -- Son-dahy sy som-bavy, Tompoko! [2.270#68] |
| Tohi-kevitra | 9 zanakavavy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|