Teny iditra | zanapeo | |||
Singan-teny | zana- (zanaka) ; feo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Voyelle [1.66] | |||
Ohatra | Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo.
[1.519] | |||
Voambolana | Haiteny | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |