|
|
|
|

Teny iditra 1  zaodahy
Singan-teny  2 zaotra, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  7 a brother-in-law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 beau-frère [1.54, 1.8]
9 bon ami [1.8]
Ohatra  10  Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293#]
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20