Teny iditra zara hasim-piaingana
Singan-teny zara ; hasina ; fiaingana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zara hasina iraisam-pirenena iaingana raha handrefy zara hasina iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Méridien d'origine [1.13]
Tovy hevitra zara hasim-pialana ~ zara hasim-pototra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15