|
|
|
|

Teny iditra1  zara levenana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana
Singan-teny  4  zara, levenana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07