Teny iditra | 1 zarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tahon-javatra andraisana azy: Zaran' angady |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a handle, a haft, as for a hammer or a spade |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] poignée, manche |
Mpanahaka | 6 harana, taho, tango |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny zarana io |
Fivaditsoratra | 8 nazara, razaña, razana, zarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |