|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  zarina
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made accustomed; to be trained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on habitue; qu'on apprivoise [1.3#869, 1.8]
11 qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise [1.3#869]
12 qu'on dompte [1.8]
Ohatra  13  Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy. [1.519#]

Teny iditra (2/2) 14  zarina
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 palmier à huile [1.13]
Voambolana  17  Haizavamaniry: hazo palma

Fivaditsoratra  18 rizana, zarina, 19 zinara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20