|
|
|
|

Teny iditra1  zavamiaina
Singan-teny  2  zavatra, miaina
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  5  Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  être vivant, organisme [1.13]
Ohatra  7  dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. [1.406#]
Tovy hevitra  8  zavamananaina
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13