|
|
|
|

Teny iditra 1  zavarina
Fototeny  2 zavatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao, amboarina: Zavarin' ny mpandrafitra ho fanaka tsara tarehy ny hazo ala marokoroko
9 Terena: Nozavarin' ny fahoriana no nahatonga azy hangalatra [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21