|
|
|
|

Teny iditra1  zaza amim-behivavy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [1.436] Nahazo nandeha irery ny zaza amim-behivavy1.436
4  [1.437] ny zaza amim-behivavy nobaboiny, nefa azo navotana ihany
5  [2.588#95] Ka lavitra loatra izany, ary tsy ho afaky ny zaza amim-behivavy
6  [2.587] Vao mainka midradradradra niantsoantso anefa ireo zaza amim-behivavy.
Singan-teny  7  zaza, amy, vevihavy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/19