|
|
|
|

Teny iditra1  zaza kamboty
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Zaza maty ray sy reny [1.1]
Ohatra  4  Dia mamaky ny raharaha efa vita tamy ny volana lasa sy mampiseho izay toko ho mety amy ny fahazoana vola hamelomana ireo zazakamboty ireo. [2.59#]
Singan-teny  5  zaza, kamboty
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23