|
|
|
|

Teny iditra1  zaza sary
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] zaza tsy manandray ara-dalàna
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] an illegitimate child
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#1017] Les bâtards sont des copies et non des originaux.
6  [1.8] enfant illégitime
Ohatra  7  [2.508#] ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova;
8  [2.499#] Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary!
Singan-teny  9  zaza, sary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07