|
|
|
|

Teny iditra1  zinga
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano
9  Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna
10  Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a dipper for water with a long handle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette [1.8]
13  Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [1.196]
Ohatra  14  Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470]
15  Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [2.472]
16  Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [2.48]
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny zinga io

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/08