| Teny iditra | 1 zorina |
| Fototeny | 2 zotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Arahina mahitsy tsy mivilivily: Ity lalana mianatsimo ity zorina dia ho tonga any am-piangonana ianao
9 Tohizina: Ny lalana zorina fa aza be resaka eo [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|