| Teny iditra | 1 zotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany
23 Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany: Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1] 24 ny aleha, ny hitsy [1.13.mg#235] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 action d'aller, de marcher, de filer droit
[1.3#875] 26 direction [1.13.fr#235] |
| Ohatra |
27 zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe.
[2.4#]
28 Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. [2.356#] |
| Fikambanana | 29 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 32 misy ny teny hoe zotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|