Teny iditra | 1 zoro firarazana |
Singan-teny | 2 zoro, firarazana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ny zoron-trano avaratra-atsinanana izay natao firarazana (rary) na fivavahana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 l' angle nord-est de la case: l' angle de la prière. Les idoles ou sampy étaient placées à l'angle nord-est de l' habitation en souvenir de la légende qui faisait venir du nord-est les premiers ancêtres [2.415] 6 coin nord-est dans une maison [1.8] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |