Teny iditra | 1 zoron' akoho |
Singan-teny | 2 zoro, akoho |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny zoron-trano atsimo-atsinanana izay nitoeran'ny akoho amam-borona nompiana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] l'angle sud-est des maisons où l'on place les volailles et autres animaux |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |