|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  añe
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] any: Ane Mahaditra ro misy aze (Any Mahaditra no misy azy)
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)5  âne    
Sokajin-teny  6  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.66] ampondra
8  [1.68] aponja
Voambolana  9  Haibiby: mampinono

Teny iditra (3/3)10  âne    
Sokajin-teny  11  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.9] adaladala, olona donto saina

Fivaditsoratra  13  aen, añe, ena, eña, nae

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05