Teny iditra | itỳ | ||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | This quite close (in sight) [1.7] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |