Teny iditra | izatsony (itsony) | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany ihany "itsony" [1.1] | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
![]() |