Teny iditra |
rahana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bouillis, comme le riz et les grains qui ne sont pas tout à fait mûrs, afin de pouvoir les piler ou d'en empêcher la germination [1.3]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
rahana,
-drahana |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|