Teny iditra | arabe | |||
Singan-teny | araka ; be | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Lalana lehibe. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [ ara-be ] An open space or road through a camp or village, the main road. [1.2] | |||
A street, a road [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Rue, avenue [1.8] | |||
Route [1.13] | ||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |||
Kamban-teny |
| |||
Sary | ||||
Teny iditra | arabe | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | arabo. Langue arabe: fiteny arabo. Chiffres arabes: marika arabo [1.4] | |||
Olona teraky ny Taolatra Momba na avy any Arabie. Chiffres arabes: ny tena marika 0, 1, 2, 3, etc. [1.9] | ||||
Fivaditsoratra | arabe, barea |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |