Teny iditra |
ela
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
ela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
|
Anarana siantifika | Schizolaena |
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
Elà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Elah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ela [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|