|
|
|
|

Teny iditra1  ompan-ko faty vao ela velona
Singan-teny  2  ompana, ho, faty, vao, ela, velona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08