Teny iditra (1/4) | 1 fanandrana |
Fototeny | 2 andrana |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#39] ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer |
Teny iditra (2/4) | 6 fanandrana |
Fototeny | 7 tandra |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fanongotana amin' ny tandra |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause |
Teny iditra (3/4) | 11 fanandrana |
Fototeny | 12 tandra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy |
Teny iditra (4/4) | 15 Fanandrana |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana] |
Voambolana |
17 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 18 fanandrana, Fanandrana, nandafaran, nandrafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |