Teny iditra |
hehy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsiky mampiseho nify noho ny hafaliana, arahim-peo mafy tapatapaka, na mikarantsana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A laugh, laughter [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le rire [1.8]
|
| Rire [1.5]
|
Ohatra | Toran' ny hehy izy dia lasa nivoaka.
[2.4]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
hehy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihohazana ny tany hiparitaka, na fanelezana voan-javatra efa voangona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The scratching of the ground by poultry, etc. see hohy. [mal. Kakas.] [1.2]
|
| The act of scratching the ground [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de gratter la terre [1.8]
|
| Action de gratter la terre avec les patt [...] [tohiny 1.5]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hehy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fihetsiketsiky ny hazo tsofin-drivotra [1.78]
|
|
Teny iditra |
Hehy
|
Sokajin-teny | anarana (gazety)
|
Mpanoratra | |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|