Teny iditra Jakoba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jakoba Patriarka. Zanak’ i Isaka sy Rebeka ary zandrin’ i Esao izy ; ary kambana izy mirahalahy... [1.38]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Teny iditra Jakoba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jakoba Apostoly. Zanak’ i Zebedio izy, ary isan’ ny Apostoly 12 lahy. Zokin’ i Jaona izy... [1.38]
Fanazavàna teny anglisy James, the son of Zebedee [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Jacques, fils de Zébédée [2.996]
Ohatra Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Teny iditra Jakoba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jakoba zanak' i Alfeo (angamba Klopasy). Tokony ho izy no ilay atao hoe "Jakoba Kely" (Mar. 15. 40) ... [1.38]
Fanazavàna teny anglisy James, the son of Alphaeus [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Jacques, fils d'Alphée [3.1]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Teny iditra Jakoba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jakoba rahalahin' ny Tompo... [1.38]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Teny iditra Jakoba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jakoba rain' i Jodasy (tsy Iskariota). Tsy misy fantatra ny aminy, afa-tsy izay voalaza amin’ ny teny indraim-bava ao amin’ ny Lio 6. 16. [1.38]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Teny iditra Jakoba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  Epistily nosoratan' i Jakoba [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  Letter of James [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  Epitre de Saint Jacques [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31