Teny iditra (1/2) | 1 raki-malala |
Singan-teny | 2 rakitra, malala |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] izay rehetra tiana sy lalaina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Thoughts kept in one's own heart, and only revealed to one's most intimate and trustworthy friends. |
Lohateny | 6 Rakimalala (Dox) |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny raki-malala io |
Teny iditra (2/2) | 8 Rakimalala |
Singan-teny | 9 raki-malala |
Sokajin-teny | 10 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
11 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
12 Dox |
Mpanonta printy |
13 . Takila: 16 |
Fivaditsoratra | 14 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |