Teny iditra Zafimaniry
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Zanapoko betsileo, monina amin' ny faritra atsinanan' Ambositra (firaisam-pokontany Antoetra sy Ambohimitombo) malaza amin' ny fahaizan' ny mponina asa sokitra hazo sy vato izay ahavitany fanaka sy sary voakaly izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sous-tribu particulièrement intéressante du centre-est de Madagascar, occupant le rebord supérieur de la falaise à l'est de la région d'Ambositra... Les villages, preque tous construits sur les hauteurs, sont en bois... [1.11]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16