Teny iditra | 1 alobe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo vary masaka alohan' ny namany raha bebe izy ireo; raha vitsy kosa, atao hoe alokely |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Un assez grand nombre d'épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue 5 [1.196] (de aloha = avant, en avant) Nom donné à une rizière devenue irrégulière, lorsqu'un grand nombre de panicules de riz mûrissent avant les autres. |
Voambolana |
6 Toe-karena: fambolena |
Mpanahaka | 7 alokely |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny alobe io |
Fivaditsoratra | 10 alobe, olabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |