Teny iditra | bandrolahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] An endemic species of shrike. Vanga curvirostris, Gm. Same as vanga [1.2] | |
Anarana siantifika | Vanga curvirostris | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | vanga | |
Teny iditra | bandrolahy | |
Singan-teny | bandro ; lahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona nobaboina tan' ady na nangalarina, na novidina, ka ampanompoina atao andevo [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |