Teny iditra | fandrefiala (refy, ala) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin' ny olona na biby mandeha eo ambaniny; pily [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from mandrefy (refy), and ala, a forest.] A species of tree-snake, so called from its habit of swinging from tree to tree, as if measuring the extent of the forest. Same as pily [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Espèce d'aspic [1.54] | |
Ohatra | Natahorana mantsy fandrao nisy fananjavarika (fandrefiala) tany an-tendron-kazo tany.
[2.643] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tovy hevitra | pily | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |