Teny iditra | latsapaheniny | |
Singan-teny | latsaka ; fahenina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheniny (ampahenin' ny voamena), na 0,166 Fr [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (latsa-paheniny) twopence less a sixth [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny latsapaheniny io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |